Maheriniaina ANDRIAMIHAFY

Antsirabe

Manahoana, Mahery no anarako nanomboka tamin'ny taona 2008 aho no niditra tamin'ny sehatra .net, hatramin'izay dia tsy mijanona mizara izay fahalalana azoko ato amin'ireo tanora namako aho, tena nanampy azy ireo izany. Tena maro be ireo zavatra ato andohako ka zaraiko aminao ato:

Blog: https://fijerivaovao.wordpress.com

  • Work
    • Student
  • Education
    • Marketing Management