Macro Trader Academy

Project Manager and Social Media Manager in Madagascar

MACRO TRADER ACADEMY (MTA)
Ny Fihazonana ny Tsena Eran-tany eo am-Pelatananao — Eny Ifotony eto Madagasikara.

🚀 Iza izahay?
Macro Trader Academy (MTA) no voalohany indrindra / ivontoerana manokana eto Madagasikara manofana amin'ny tsenam-bola iraisam-pirenena (Forex, Indices, Cryptomonnaies, Commodities). Tsy mampianatra anao ny teknika tsotra (Retail) izahay, fa mampianatra anao ny fomba fijerin'ireobanky lehibe sy mpitantana petra-bola (Institutional & Macro Approach).

Patience • Discipline • Gestion de Risque

🎓 Ny Fandaharam-pianaranay sy ny Fototry ny Vola (Formations & Tarifs)
Manolotra fari-pianarana 3 mifanaraka amin'ny dingana misy anao izahay:

🥉 1. Pack "INITIATION" (Base / Vao Manomboka)
Tanjona: Fahalalana fototra momba ny tsenam-bola sy ny fanokafana kaonty.

Mpianatra kendrena: Ireo vao manomboka tanteraka.

Votoatiny:

Fahatakarana ny Forex sy Crypto.

Fampiasana ny sehatra TradingView.

Fampidirana ny Analyse Technique tsotra.

Faharetana: Herinandro 1 (Fivoriana 4).

💰 Vidin'ny fiofanana: 150 000 Ar (Mvola / Orange Money).

🥈 2. Pack "PRO TRADER" (Fandalinana Lalina & Paikady)
Tanjona: Fahaizana mamaky ny tsena amin'ny alalan'ny Macroéconomie sy ny Fampiharana azy.

Mpianatra kendrena: Ireo te hanao ny trading ho asa fivelomana na fanampin-karama.

Votoatiny:

Fahatakarana ny Banky Foibe (FED, ECB, BOJ) sy ny Interest Rates.

Famakiana ny Economic Calendar (CPI, NFP).

Fampifandraisana ny Macro Bias sy ny Technical Location (Smart Money Concepts).Gestion de Risque henjana (tsy fati-antoka renivola).

Faharetana: Volana 1 (Fivoriana 12 + Fanaraha-maso akaiky / Mentorship).

💰 Vidin'ny fiofanana: 200 000 Ar (Azo zaraina indroa ny fandoavana azy).

🥇 3. Pack "VIP INSTITUTIONAL" (Fampianarana Manokana / 1 on 1)
Tanjona: Fampiofanana manokana ho an'ny mpandraharaha na olona mila fiofanana matihanina.

Votoatiny:Fandinihana ny paikady manokan'ny mpianatra.

Live Trading Sessions (Fanaovana trade miaraka).

Fidirana mandritra ny 3 volana ao amin'ny MTA Private Discord Community.

Faharetana: Herinandro 6.

💰 Vidin'ny fiofanana: 250 000 Ar.

🛠 Ny Serivisy Fanampiny (Blockchain & Crypto Services)
Ankoatra ny fampianarana, ny MTA dia manampy anao amin'ny fanatontosana ny raharahanao andavanandro:

💱 Achat & Vente de Cryptomonnaies (Matihanina sy azo antoka):

Manomboka amin'ny 1 $ monja dia afaka mifanakalo ianao.

Cours Dépôt: 4 300 Ar

Cours Retrait: 4 200 Ar

Slogan: "Echanger avec confiance votre cryptomonnaie"

📈 Suivi de Portefeuille (Fanoroana fampiasam-bola): Fanampiana ireo orinasa na tsirairay te-hametraka vola maharitra amin'ny Blockchain.

📞 Mifandraisa aminay & Misoratra anarana izao
Vonona ny hanova ny hoavinao ara-bola ve ianao?

Laharana Telefaonina: +261 33 430 97 15

Fomba fandoavana (Paiement): Mvola, Orange Money, Airtel Money, na USDT.

Imailaka: [email protected]

Macro Trader Academy — Patience • Discipline • Gestion de Risque.

  • Education
    • https://www.facebook.com/Macrotraderacademy